LogoMEGAWEB RADIOMampifandray • Mifanampy • Mampandroso

Politique de confidentialité — Projet à valider

Ity pejy ity dia modèle informatif. Tokony hohamarinin'ny tompon'ny plateforme sy mpanolotsaina ara-dalàna alohan'ny Production.

Angon-drakitra angonina

Compte: anarana, email, mot de passe voatahiry amin'ny endrika hash, rôles, historique de connexion. Annonces: titre, description, contact. Messagerie: hafatra sy historique. Réservations: daty, fréquence, référence de paiement rehefa alefan'ny membre.

Fampiasana

Ny angon-drakitra dia ampiasaina hanomezana ny service, hanamarinana annonces sy paiements, hifandraisana amin'ny membres ary hiarovana ny plateforme.

Fidirana amin'ny angon-drakitra

Ny Admin nahazo alalana ihany no mahazo miditra amin'ny données ilaina amin'ny asany. Tsy tokony hampidirina PIN Mobile Money na mot de passe amin'ny messagerie.

Fitahirizana sy fangatahana

Tehirizina ao amin'ny Cloudflare D1/R2 ny angon-drakitra, araka ny configuration ampiasaina. Raha mila fanazavana, fanitsiana na fangatahana famafana angona dia manorata amin'ny megawebmdg@gmail.com.

Mila faritana alohan'ny Production ny fe-potoana fitahirizana, ny fomba famafana, ny fifanarahana amin'ny mpanome service ary ny lalàna mihatra.